Al-Anbiya · 56/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
قَالَ بَل رَّبُّكُمْ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ الَّذِي فَطَرَهُنَّ وَأَنَا عَلَىٰ ذَٰلِكُم مِّنَ الشَّاهِدِينَ ۝٥٦
Qaala bar Rabbukum Rabbus samaawaati wal ardil lazee fatarahunna wa ana `alaa zaalikum minash shaahideen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy : “tsia ! Fa ny Tomponareo, ilay tompon’ireo lanitra sy ny tany izay nahary azy ireo, ary izaho amin’izany dia anisan’ireo vavolombelona”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 54-58 — Surah Al-Anbiya

54قَالَ لَقَدْ كُنتُمْ أَنتُمْ وَآبَاؤُكُمْ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Niteny izy hoe : “Marina tokoa, fa ianareo sy ireo razambenareo dia efa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary”.
55قَالُوا أَجِئْتَنَا بِالْحَقِّ أَمْ أَنتَ مِنَ اللَّاعِبِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Moa tonga eto aminay miaraka amin’ny fahamarinana va ianao ? Sa anisan’ ireo mpananihany ianao ?
56قَالَ بَل رَّبُّكُمْ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ الَّذِي فَطَرَهُنَّ وَأَنَا عَلَىٰ ذَٰلِكُم مِّنَ الشَّاهِدِينَ
Niteny izy : “tsia ! Fa ny Tomponareo, ilay tompon’ireo lanitra sy ny tany izay nahary azy ireo, ary izaho amin’izany dia anisan’ireo vavolombelona”.
57وَتَاللَّهِ لَأَكِيدَنَّ أَصْنَامَكُم بَعْدَ أَن تُوَلُّوا مُدْبِرِينَ
Mianiana amin’I Allah aho fa tsy maintsy hanaovako tetika ireo sampinareo ireo aorian’ny fotoana ivoahanareo eto.
58فَجَعَلَهُمْ جُذَاذًا إِلَّا كَبِيرًا لَّهُمْ لَعَلَّهُمْ إِلَيْهِ يَرْجِعُونَ
Ka nopotipotehiny tokoa izy ireo (ireo sary vongana) afa-tsy ilay lehibe. Angamba hiverina aminy izy ireo.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
56Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 56

Surah Al-Anbiya Andininy 56 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy : “tsia ! Fa ny Tomponareo, ilay tompon’ireo…

Surah Andininy 56/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 54–58. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers