Al-Mu'minun · 59/118
Fandikana Fanononana — Al-Mu'minun
وَالَّذِينَ هُم بِرَبِّهِمْ لَا يُشْرِكُونَ ٥٩
Transliteration
Wallazeena hum bi Rabbihim laa yushrikoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Sy ireo izay tsy manakambana ny Tompony na amin’inona na amin’inona.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 57-61 — Al-Mu'minun
57إِنَّ الَّذِينَ هُم مِّنْ خَشْيَةِ رَبِّهِم مُّشْفِقُونَ
Marina fa ireo izay feno fatahorana ny Tompony, dia fatra mpitandrina.
58وَالَّذِينَ هُم بِآيَاتِ رَبِّهِمْ يُؤْمِنُونَ
Sy ireo izay mino ireo fanambaran’ny Tompon'izy ireo.
59وَالَّذِينَ هُم بِرَبِّهِمْ لَا يُشْرِكُونَ
Sy ireo izay tsy manakambana ny Tompony na amin’inona na amin’inona.
60وَالَّذِينَ يُؤْتُونَ مَا آتَوا وَّقُلُوبُهُمْ وَجِلَةٌ أَنَّهُمْ إِلَىٰ رَبِّهِمْ رَاجِعُونَ
Ary ireo manome izay nomena azy, ary feno fatahorana ny fon’izy ireo, fa tsy maintsy hiverina amin’ny Tompony izy ireo.
61أُولَٰئِكَ يُسَارِعُونَ فِي الْخَيْرَاتِ وَهُمْ لَهَا سَابِقُونَ
Izy ireny dia mizotra haingana amin’ny fanaovana ireo asa soa, ary voalohany amin’ny fanatanterahana izany.
Al-Mu'minunFizahan-takila Koraña
118Andininy
MeccanRevelation
59Andininy
Fandikana — Al-Mu'minun 59
Surah Al-Mu'minun Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy ireo izay tsy manakambana ny Tompony na amin’inona na…Surah Andininy 59/118 — Al-Mu'minun المؤمنون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mu'minun Henoy, Al-Mu'minun Fandikana, Al-Mu'minun mp3, Al-Mu'minun pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








