Ash-Shu'ara · 26/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالَ رَبُّكُمْ وَرَبُّ آبَائِكُمُ الْأَوَّلِينَ ۝٢٦
Qaala Rabbukum wa Rabbu aabaaa`ikumul awwaleen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy hoe : “Ilay Tomponareo sy Tompon’ireo razambenareo teo aloha”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 24-28 — Ash-Shu'ara

24قَالَ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُم مُّوقِنِينَ
Niteny izy hoe : “Ilay Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, raha toa ka manana fitokisana marina ianareo”.
25قَالَ لِمَنْ حَوْلَهُ أَلَا تَسْتَمِعُونَ
Niteny izy tamin’ireo manodidina azy hoe : “Moa ve tsy henonareo (izany) ?”
26قَالَ رَبُّكُمْ وَرَبُّ آبَائِكُمُ الْأَوَّلِينَ
Niteny izy hoe : “Ilay Tomponareo sy Tompon’ireo razambenareo teo aloha”.
27قَالَ إِنَّ رَسُولَكُمُ الَّذِي أُرْسِلَ إِلَيْكُمْ لَمَجْنُونٌ
Niteny izy (Faraona) hoe : “Marina fa ny iraka izay nalefa eo aminareo dia tena adala tokoa”.
28قَالَ رَبُّ الْمَشْرِقِ وَالْمَغْرِبِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُمْ تَعْقِلُونَ
Niteny izy (Mosesy) hoe : “Ilay Tompon’ny atsinanana sy ny andrefana sy izay manelanelana azy ireo, raha mba misaina ianareo !”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 26

Surah Ash-Shu'ara Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy hoe : “Ilay Tomponareo sy Tompon’ireo razambenareo teo…

Surah Andininy 26/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers