Al-Qasas · 71/88
Fandikana Fanononana — Al-Qasas
قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن جَعَلَ اللَّهُ عَلَيْكُمُ اللَّيْلَ سَرْمَدًا إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ مَنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِضِيَاءٍ ۖ أَفَلَا تَسْمَعُونَ ۝٧١
Qul ara`aitum in ja`alal laahu `alaikumul laila sarmadan ilaa Yawmil Qiyaamati man ilaahun ghairul laahi yaa teekum bidiyaaa`in afalaa tasma`oon
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “Hitanareo ve raha nataon’I Allah maharitra aminareo ny alina hatramin’ny Andro Fitsanganana, iza no zanahary ankoatr’I Allah afaka hitondra hazavana ho anareo ? Moa ve tsy maheno ianareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 69-73 — Al-Qasas

69وَرَبُّكَ يَعْلَمُ مَا تُكِنُّ صُدُورُهُمْ وَمَا يُعْلِنُونَ
Ary ny Tomponao dia mahafantatra izay afenin’ny tratran’izy ireo sy izay abaribariny.
70وَهُوَ اللَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ لَهُ الْحَمْدُ فِي الْأُولَىٰ وَالْآخِرَةِ ۖ وَلَهُ الْحُكْمُ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Ary Izy no Allah ! Tsy misy zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Azy ny fiderana ety an-tany sy any ankoatra. Azy ny fitsarana ary any Aminy no hamerenana anareo.
71قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن جَعَلَ اللَّهُ عَلَيْكُمُ اللَّيْلَ سَرْمَدًا إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ مَنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِضِيَاءٍ ۖ أَفَلَا تَسْمَعُونَ
Lazao hoe : “Hitanareo ve raha nataon’I Allah maharitra aminareo ny alina hatramin’ny Andro Fitsanganana, iza no zanahary ankoatr’I Allah afaka hitondra hazavana ho anareo ? Moa ve tsy maheno ianareo ?
72قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِن جَعَلَ اللَّهُ عَلَيْكُمُ النَّهَارَ سَرْمَدًا إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ مَنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِلَيْلٍ تَسْكُنُونَ فِيهِ ۖ أَفَلَا تُبْصِرُونَ
Lazao hoe : “Hitanareo ve raha nataon’I Allah maharitra aminareo ny andro hatramin’ny Andro Fitsanganana, iza no zanahary ankoatr’I Allah afaka hitondra ho anareo ny alina izay mba hialanareo sasatra ? Moa ve tsy mahita ianareo ?
73وَمِن رَّحْمَتِهِ جَعَلَ لَكُمُ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ لِتَسْكُنُوا فِيهِ وَلِتَبْتَغُوا مِن فَضْلِهِ وَلَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Ary nohon'ny famindram-pony dia nataony ho anareo ny alina sy ny andro mba hialanareo sasatra sy hitadiavanareo ny fahasoavany, ary angamba hankasitraka ianareo!
Al-QasasFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
71Andininy

Fandikana — Al-Qasas 71

Surah Al-Qasas Andininy 71 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “Hitanareo ve raha nataon’I Allah maharitra aminareo…

Surah Andininy 71/88 — Al-Qasas القصص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qasas Henoy, Al-Qasas Fandikana, Al-Qasas mp3, Al-Qasas pdf. Andininy 69–73. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers