Loqmana · 25/34
Fandikana Fanononana — Loqmana
وَلَئِن سَأَلْتَهُم مَّنْ خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ لَيَقُولُنَّ اللَّهُ ۚ قُلِ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ ۝٢٥
Wa la`in sa altahum man khalaqas samaawaati wal arda la yaqoolunnal laah; qulil hamdu lillaah; bal aksaruhum laa ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Raha manontany azy ireo ianao hoe : “Iza no nahary ireo lanitra sy ny tany ?”. Hiteny izy ireo hoe : “Allah !”. Teneno hoe : “Dera anie ho an’i Allah ! ”. Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — Loqmana

23وَمَن كَفَرَ فَلَا يَحْزُنكَ كُفْرُهُ ۚ إِلَيْنَا مَرْجِعُهُمْ فَنُنَبِّئُهُم بِمَا عَمِلُوا ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Fa ireo izay tsy mino kosa, aoka tsy hampalahelo anao ny tsy finoany, aty Aminay no hiverenan’izy ireo, ka holazainay azy ireo, izay nataony rehetra. Marina fa Allah dia tena mahafantatra izay raiketin’ny fo.
24نُمَتِّعُهُمْ قَلِيلًا ثُمَّ نَضْطَرُّهُمْ إِلَىٰ عَذَابٍ غَلِيظٍ
Omenay fahafinaretana kely izy ireo, avy eo dia terenay mankany amin’ny famaizana mahery vaika izy ireo.
25وَلَئِن سَأَلْتَهُم مَّنْ خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ لَيَقُولُنَّ اللَّهُ ۚ قُلِ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Raha manontany azy ireo ianao hoe : “Iza no nahary ireo lanitra sy ny tany ?”. Hiteny izy ireo hoe : “Allah !”. Teneno hoe : “Dera anie ho an’i Allah ! ”. Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra.
26لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ إِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ
An’i Allah izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny eto an-tany. Marina fa i Allah Ilay manana ny ampy, Ilay mendri-piderana !
27وَلَوْ أَنَّمَا فِي الْأَرْضِ مِن شَجَرَةٍ أَقْلَامٌ وَالْبَحْرُ يَمُدُّهُ مِن بَعْدِهِ سَبْعَةُ أَبْحُرٍ مَّا نَفِدَتْ كَلِمَاتُ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary raha ny hazo rehetra eto an-tany havadika ho penina, ary koa ho lasa rano mainty ny ranomasina, ka mbola miampy ranomasina fito hafa indray taorian’izany dia tsy ho tapitra ireo tenin’i Allah. Satria Allah no Ilay Tsitoha sy be Fahendrena.
LoqmanaFizahan-takila Koraña
34Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — Loqmana 25

Surah Loqmana Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha manontany azy ireo ianao hoe : “Iza no nahary…

Surah Andininy 25/34 — Loqmana لقمان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Loqmana Henoy, Loqmana Fandikana, Loqmana mp3, Loqmana pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers