Ya-Sina · 75/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
لَا يَسْتَطِيعُونَ نَصْرَهُمْ وَهُمْ لَهُمْ جُندٌ مُّحْضَرُونَ ۝٧٥
Laa yastatee`oona nasrahum wa hum lahum jundum muhdaroon
📖 Dikany Malagasy
Izy ireny anefa dia tsy afaka hanavotra azy ireo ary hamorona miaramila hanohitra azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 73-77 — Surah Ya-Sina

73وَلَهُمْ فِيهَا مَنَافِعُ وَمَشَارِبُ ۖ أَفَلَا يَشْكُرُونَ
Ary mbola manana tombontsoa hafa ihany koa izy ireo amin’izany, sy hataony zava-pisotro. Ka moa tsy mba mahalala mankasitraka ve izy ireo ?
74وَاتَّخَذُوا مِن دُونِ اللَّهِ آلِهَةً لَّعَلَّهُمْ يُنصَرُونَ
Kanefa dia naka zanahary hafa ankoatran'I Allah izy ireo, mba hanantena famonjena
75لَا يَسْتَطِيعُونَ نَصْرَهُمْ وَهُمْ لَهُمْ جُندٌ مُّحْضَرُونَ
Izy ireny anefa dia tsy afaka hanavotra azy ireo ary hamorona miaramila hanohitra azy ireo.
76فَلَا يَحْزُنكَ قَوْلُهُمْ ۘ إِنَّا نَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ
Koa aoka áry tsy hampalahelo anao ny tenin’izy ireo ! Satria hamafisina fa fantatray izay afeniny sy izay aharihariny.
77أَوَلَمْ يَرَ الْإِنسَانُ أَنَّا خَلَقْنَاهُ مِن نُّطْفَةٍ فَإِذَا هُوَ خَصِيمٌ مُّبِينٌ
Moa tsy hitan’ny olombelona ve, fa Izahay tokoa no nahary azy, avy tamin’ny tsirin'aina indray mitete ? Kanefa indro izy ireo indray no mpanohitra miharihary.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Ya-Sina 75

Surah Ya-Sina Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireny anefa dia tsy afaka hanavotra azy ireo ary…

Surah Andininy 75/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers