As-Saffat · 143/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
فَلَوْلَا أَنَّهُ كَانَ مِنَ الْمُسَبِّحِينَ ١٤٣
Transliteration
Falaw laaa annahoo kaana minal musabbiheen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Raha tsy anisan’ireo mpidera ny voninahitr’i Allah izy
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 141-145 — Surah As-Saffat
141فَسَاهَمَ فَكَانَ مِنَ الْمُدْحَضِينَ
Dia nandray anjara tamin’ny ankitsapaka ka voatendry ho anisan’ny atsipy (anatin’ny ranomasina) izy.
142فَالْتَقَمَهُ الْحُوتُ وَهُوَ مُلِيمٌ
Ka natelin’ny trondro izy fa mendrika omena tsiny.
143فَلَوْلَا أَنَّهُ كَانَ مِنَ الْمُسَبِّحِينَ
Raha tsy anisan’ireo mpidera ny voninahitr’i Allah izy
144لَلَبِثَ فِي بَطْنِهِ إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Dia tokony ho tavela tao anatin’ny kibony (trondro) mandra-pahatonga ny andro hananganana azy amin’ny maty.
145۞ فَنَبَذْنَاهُ بِالْعَرَاءِ وَهُوَ سَقِيمٌ
Natsipinay teny an-tanety izy ary izy dia tsy salama.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
143Andininy
Fandikana — As-Saffat 143
Surah As-Saffat Andininy 143 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha tsy anisan’ireo mpidera ny voninahitr’i Allah izySurah Andininy 143/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 141–145. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








