As-Saffat · 178/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
وَتَوَلَّ عَنْهُمْ حَتَّىٰ حِينٍ ۝١٧٨
Wa tawalla `anhum hattaa heen
📖 Dikany Malagasy
Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy;

🎧 Henoy


📜 Andininy 176-180 — Surah As-Saffat

176أَفَبِعَذَابِنَا يَسْتَعْجِلُونَ
Ny famaizana avy Aminay ve no tadiavin’izy ireo hafainganina?
177فَإِذَا نَزَلَ بِسَاحَتِهِمْ فَسَاءَ صَبَاحُ الْمُنذَرِينَ
Fa raha ho latsaka amin’ny toeran’izy ireo izany dia ho ratsy tokoa ny marainan’ireo izay nampitandremina!
178وَتَوَلَّ عَنْهُمْ حَتَّىٰ حِينٍ
Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy;
179وَأَبْصِرْ فَسَوْفَ يُبْصِرُونَ
Ary araho maso fa tsy ho ela dia hahita izy ireo !
180سُبْحَانَ رَبِّكَ رَبِّ الْعِزَّةِ عَمَّا يَصِفُونَ
Voninahitra anie ho an’ny Tomponao, Ilay Tompon’ny Hery noho izay hamaritan’izy ireo Azy.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
178Andininy

Fandikana — As-Saffat 178

Surah As-Saffat Andininy 178 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy;

Surah Andininy 178/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 176–180. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers