As-Saffat · 180/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
سُبْحَانَ رَبِّكَ رَبِّ الْعِزَّةِ عَمَّا يَصِفُونَ ١٨٠
Transliteration
Subhaana Rabbika Rabbil `izzati `amma yasifoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Voninahitra anie ho an’ny Tomponao, Ilay Tompon’ny Hery noho izay hamaritan’izy ireo Azy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 178-182 — Surah As-Saffat
178وَتَوَلَّ عَنْهُمْ حَتَّىٰ حِينٍ
Ary miataha azy ireo ianao (ry Mohammad), mandra-pahatongan’ny fotoana vitsivitsy;
179وَأَبْصِرْ فَسَوْفَ يُبْصِرُونَ
Ary araho maso fa tsy ho ela dia hahita izy ireo !
180سُبْحَانَ رَبِّكَ رَبِّ الْعِزَّةِ عَمَّا يَصِفُونَ
Voninahitra anie ho an’ny Tomponao, Ilay Tompon’ny Hery noho izay hamaritan’izy ireo Azy.
181وَسَلَامٌ عَلَى الْمُرْسَلِينَ
Ka fiadanana anie ho amin’ireo Iraka
182وَالْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary Dera ho an’I Allah, Tompon’izao tontolo izao !
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
180Andininy
Fandikana — As-Saffat 180
Surah As-Saffat Andininy 180 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Voninahitra anie ho an’ny Tomponao, Ilay Tompon’ny Hery noho izay…Surah Andininy 180/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 178–182. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 8, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








