An-Nisa · 116/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
إِنَّ اللَّهَ لَا يَغْفِرُ أَن يُشْرَكَ بِهِ وَيَغْفِرُ مَا دُونَ ذَٰلِكَ لِمَن يَشَاءُ ۚ وَمَن يُشْرِكْ بِاللَّهِ فَقَدْ ضَلَّ ضَلَالًا بَعِيدًا ۝١١٦
Innal laaha laa yaghfiru ai yushraka bihee wayaghfiru maa doona zaalika limai yashaaa`; wa mai yushrik billaahi faqad dalla dalaalam ba`eedaa
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa I Allah dia tsy mamela ny fanakambanana Azy amin’ny zavatra hafa. Fa raha ankoatra izany, dia mamela heloka kosa Izy amin’izay sitrany. Ary izay mampikambana an’I Allah amin’ny zavatra hafa, dia efa very amin’ny fahaverezana lavitra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 114-118 — Surah An-Nisa

114۞ لَّا خَيْرَ فِي كَثِيرٍ مِّن نَّجْوَاهُمْ إِلَّا مَنْ أَمَرَ بِصَدَقَةٍ أَوْ مَعْرُوفٍ أَوْ إِصْلَاحٍ بَيْنَ النَّاسِ ۚ وَمَن يَفْعَلْ ذَٰلِكَ ابْتِغَاءَ مَرْضَاتِ اللَّهِ فَسَوْفَ نُؤْتِيهِ أَجْرًا عَظِيمًا
Tsy mahasoa ny ankamaroan’ny resaka miafina ataon’izy ireo, afa-tsy izay mandidy amin’ny fanaovana fanomezana, na manao asa soa, na manao fampihavanana ny samy olombelona. Ary izay manao izany nohon'ny fitadiavana ny fankasitrahan’I Allah; dia omenay azy ny valisoa lehibe.
115وَمَن يُشَاقِقِ الرَّسُولَ مِن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُ الْهُدَىٰ وَيَتَّبِعْ غَيْرَ سَبِيلِ الْمُؤْمِنِينَ نُوَلِّهِ مَا تَوَلَّىٰ وَنُصْلِهِ جَهَنَّمَ ۖ وَسَاءَتْ مَصِيرًا
Ary izay misaraka amin’ilay Iraka, taorian’ny nisehoan’ny lala-marina taminy, ka manaraka lalana hafa ankoatra ny lalan’ireo mpino, dia avelanay izy manaraka izany, ary havarinay any amin’ny afobe izy. Ary ratsy dia ratsy izany fiafarana izany !
116إِنَّ اللَّهَ لَا يَغْفِرُ أَن يُشْرَكَ بِهِ وَيَغْفِرُ مَا دُونَ ذَٰلِكَ لِمَن يَشَاءُ ۚ وَمَن يُشْرِكْ بِاللَّهِ فَقَدْ ضَلَّ ضَلَالًا بَعِيدًا
Tena marina fa I Allah dia tsy mamela ny fanakambanana Azy amin’ny zavatra hafa. Fa raha ankoatra izany, dia mamela heloka kosa Izy amin’izay sitrany. Ary izay mampikambana an’I Allah amin’ny zavatra hafa, dia efa very amin’ny fahaverezana lavitra.
117إِن يَدْعُونَ مِن دُونِهِ إِلَّا إِنَاثًا وَإِن يَدْعُونَ إِلَّا شَيْطَانًا مَّرِيدًا
Tsy mangataka izy ireo, ankoatr’I Allah, afa-tsy amin’ireo sampy vavy, ary tsy mangataka izy ireo, afa-tsy amin’ny satana mpikomy.
118لَّعَنَهُ اللَّهُ ۘ وَقَالَ لَأَتَّخِذَنَّ مِنْ عِبَادِكَ نَصِيبًا مَّفْرُوضًا
Nanozona azy I Allah ! Ary niteny izy nanao hoe : “Tsy maintsy haka ampahany voafaritra amin’ireo mpanomponao aho”.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
116Andininy

Fandikana — An-Nisa 116

Surah An-Nisa Andininy 116 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa I Allah dia tsy mamela ny fanakambanana…

Surah Andininy 116/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 114–118. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers