An-Nisa · 117/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
إِن يَدْعُونَ مِن دُونِهِ إِلَّا إِنَاثًا وَإِن يَدْعُونَ إِلَّا شَيْطَانًا مَّرِيدًا ١١٧
Transliteration
iny yad`oona min dooniheee illaaa inaasanw wa iny yad`oona illaa Shaitaanam mareedaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy mangataka izy ireo, ankoatr’I Allah, afa-tsy amin’ireo sampy vavy, ary tsy mangataka izy ireo, afa-tsy amin’ny satana mpikomy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 115-119 — An-Nisa
115وَمَن يُشَاقِقِ الرَّسُولَ مِن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُ الْهُدَىٰ وَيَتَّبِعْ غَيْرَ سَبِيلِ الْمُؤْمِنِينَ نُوَلِّهِ مَا تَوَلَّىٰ وَنُصْلِهِ جَهَنَّمَ ۖ وَسَاءَتْ مَصِيرًا
Ary izay misaraka amin’ilay Iraka, taorian’ny nisehoan’ny lala-marina taminy, ka manaraka lalana hafa ankoatra ny lalan’ireo mpino, dia avelanay izy manaraka izany, ary havarinay any amin’ny afobe izy. Ary ratsy dia ratsy izany fiafarana izany !
116إِنَّ اللَّهَ لَا يَغْفِرُ أَن يُشْرَكَ بِهِ وَيَغْفِرُ مَا دُونَ ذَٰلِكَ لِمَن يَشَاءُ ۚ وَمَن يُشْرِكْ بِاللَّهِ فَقَدْ ضَلَّ ضَلَالًا بَعِيدًا
Tena marina fa I Allah dia tsy mamela ny fanakambanana Azy amin’ny zavatra hafa. Fa raha ankoatra izany, dia mamela heloka kosa Izy amin’izay sitrany. Ary izay mampikambana an’I Allah amin’ny zavatra hafa, dia efa very amin’ny fahaverezana lavitra.
117إِن يَدْعُونَ مِن دُونِهِ إِلَّا إِنَاثًا وَإِن يَدْعُونَ إِلَّا شَيْطَانًا مَّرِيدًا
Tsy mangataka izy ireo, ankoatr’I Allah, afa-tsy amin’ireo sampy vavy, ary tsy mangataka izy ireo, afa-tsy amin’ny satana mpikomy.
118لَّعَنَهُ اللَّهُ ۘ وَقَالَ لَأَتَّخِذَنَّ مِنْ عِبَادِكَ نَصِيبًا مَّفْرُوضًا
Nanozona azy I Allah ! Ary niteny izy nanao hoe : “Tsy maintsy haka ampahany voafaritra amin’ireo mpanomponao aho”.
119وَلَأُضِلَّنَّهُمْ وَلَأُمَنِّيَنَّهُمْ وَلَآمُرَنَّهُمْ فَلَيُبَتِّكُنَّ آذَانَ الْأَنْعَامِ وَلَآمُرَنَّهُمْ فَلَيُغَيِّرُنَّ خَلْقَ اللَّهِ ۚ وَمَن يَتَّخِذِ الشَّيْطَانَ وَلِيًّا مِّن دُونِ اللَّهِ فَقَدْ خَسِرَ خُسْرَانًا مُّبِينًا
Ary tsy maintsy ho vereziko làlana izy ireo, ary tena omeko fampanantenana diso, tena ho didiko izy ireo, ka hanova ny zava-boarin’i Allah. Ary na iza na iza mandray ny satana ho mpiahy azy ankoatr’i Allah, dia tena maty antoka amin’ny faty antoka miharihary.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
117Andininy
Fandikana — An-Nisa 117
Surah An-Nisa Andininy 117 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mangataka izy ireo, ankoatr’I Allah, afa-tsy amin’ireo sampy vavy,…Surah Andininy 117/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 115–119. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








