An-Nisa · 53/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
أَمْ لَهُمْ نَصِيبٌ مِّنَ الْمُلْكِ فَإِذًا لَّا يُؤْتُونَ النَّاسَ نَقِيرًا ۝٥٣
Am lahum naseebum minal mulki fa izal laa yu`toonan naasa naqeeraa
📖 Dikany Malagasy
Moa ve manana anjara amin’ny ampaham-pahefan’ny fanjakana izy ireo ? Raha izany dia tsy hizara na inona na inona amin’ny olona izy ireo, na dia kely tahaka ny singan’ny voan’atrendry iray aza !

🎧 Henoy


📜 Andininy 51-55 — Surah An-Nisa

51أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ أُوتُوا نَصِيبًا مِّنَ الْكِتَابِ يُؤْمِنُونَ بِالْجِبْتِ وَالطَّاغُوتِ وَيَقُولُونَ لِلَّذِينَ كَفَرُوا هَٰؤُلَاءِ أَهْدَىٰ مِنَ الَّذِينَ آمَنُوا سَبِيلًا
Tsy hitanao ve ireo izay nomena anjara tamin’ny ampahan’ny Boky, mino ny sampy sy ny mpiara-miombon'antoka aminy, ary miteny an’ireo tsy nino manao hoe : “Izy ireny no voatari-dàlana kokoa noho ireo izay nino”?
52أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَعَنَهُمُ اللَّهُ ۖ وَمَن يَلْعَنِ اللَّهُ فَلَن تَجِدَ لَهُ نَصِيرًا
Izy ireny no nozonin’I Allah, ary n’iza n’iza ozonin’I Allah, dia tsy hahita mpamonjy ho azy mihitsy ianao.
53أَمْ لَهُمْ نَصِيبٌ مِّنَ الْمُلْكِ فَإِذًا لَّا يُؤْتُونَ النَّاسَ نَقِيرًا
Moa ve manana anjara amin’ny ampaham-pahefan’ny fanjakana izy ireo ? Raha izany dia tsy hizara na inona na inona amin’ny olona izy ireo, na dia kely tahaka ny singan’ny voan’atrendry iray aza !
54أَمْ يَحْسُدُونَ النَّاسَ عَلَىٰ مَا آتَاهُمُ اللَّهُ مِن فَضْلِهِ ۖ فَقَدْ آتَيْنَا آلَ إِبْرَاهِيمَ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَآتَيْنَاهُم مُّلْكًا عَظِيمًا
Moa ve izy ireo dia hialona ny olona amin’ny fahasoavana izay nomen’I Allah azy ireo ? Efa nomenay an’ny fianakavian’i Abrahama ny Boky sy ny fahendrena, ary efa nomenay azy ireo koa ny fanjakana lehibe.
55فَمِنْهُم مَّنْ آمَنَ بِهِ وَمِنْهُم مَّن صَدَّ عَنْهُ ۚ وَكَفَىٰ بِجَهَنَّمَ سَعِيرًا
Nisy tamin’izy ireo izay nino azy, ary nisy tamin’izy ireo ihany koa izay nihataka taminy. Tena ampy ho azy ireo ny afobe ho lelan’afo fandoro.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
53Andininy

Fandikana — An-Nisa 53

Surah An-Nisa Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve manana anjara amin’ny ampaham-pahefan’ny fanjakana izy ireo ?…

Surah Andininy 53/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers