Al-Ahqaf · 32/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَمَن لَّا يُجِبْ دَاعِيَ اللَّهِ فَلَيْسَ بِمُعْجِزٍ فِي الْأَرْضِ وَلَيْسَ لَهُ مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءُ ۚ أُولَٰئِكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ ۝٣٢
Wa mal laa yujib daa`iyal laahi falaisa bimu`jizin fil ardi wa laisa lahoo min dooniheee awliyaaa`; ulaaa ika fee dalaalim mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ary n'aiza n'aiza tsy hamaliana ny antson’ilay mpitory tenin’I Allah, dia misy tsy afaka handositra ny fahefany eto an-tany. Ary tsy hanana mpiahy ankoatra Azy izy. Ao anatin’ny fahaverezana tokoa izy ireny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 30-34 — Al-Ahqaf

30قَالُوا يَا قَوْمَنَا إِنَّا سَمِعْنَا كِتَابًا أُنزِلَ مِن بَعْدِ مُوسَىٰ مُصَدِّقًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ وَإِلَىٰ طَرِيقٍ مُّسْتَقِيمٍ
Dia hoy izy ireo : “Ry vahoakanay ! Avy nahare Boky iray nampidinina taorian’i Mosesy izahay, manamarina izay teo alohany. Mitarika ho amin’ny fahamarinana izany, sy ho amin’ny lalana mahitsy."
31يَا قَوْمَنَا أَجِيبُوا دَاعِيَ اللَّهِ وَآمِنُوا بِهِ يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُجِرْكُم مِّنْ عَذَابٍ أَلِيمٍ
Ry vahoakanay ! Valio ny antson’ilay mpitory tenin’Allah, ary aoka ianareo hino Azy. Hamela ny fahotanareo I Allah, ary hiaro anareo amin’ny famaizana mamirifiry.
32وَمَن لَّا يُجِبْ دَاعِيَ اللَّهِ فَلَيْسَ بِمُعْجِزٍ فِي الْأَرْضِ وَلَيْسَ لَهُ مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءُ ۚ أُولَٰئِكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Ary n'aiza n'aiza tsy hamaliana ny antson’ilay mpitory tenin’I Allah, dia misy tsy afaka handositra ny fahefany eto an-tany. Ary tsy hanana mpiahy ankoatra Azy izy. Ao anatin’ny fahaverezana tokoa izy ireny.
33أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّ اللَّهَ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَلَمْ يَعْيَ بِخَلْقِهِنَّ بِقَادِرٍ عَلَىٰ أَن يُحْيِيَ الْمَوْتَىٰ ۚ بَلَىٰ إِنَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Tsy hitan’izy ireo va, fa Allah no nahary ny lanitra sy ny tany, izay tsy mbola sasatra tamin’ny fahariany izany, ary afaka mamerina indray ny aina amin’ireo maty ? Izany mihitsy. Mahefa ny zava-drehetra tokoa Izy.
34وَيَوْمَ يُعْرَضُ الَّذِينَ كَفَرُوا عَلَى النَّارِ أَلَيْسَ هَٰذَا بِالْحَقِّ ۖ قَالُوا بَلَىٰ وَرَبِّنَا ۚ قَالَ فَذُوقُوا الْعَذَابَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Ary amin’ny andro hitondrana ireo tsy mpino eo anatrehan’ny afo, dia holazaina izy ireo hoe : “Tsy io va ny fahamarinana ?”. Hamaly izy ireo hoe : “Izany tokoa ! Marina amin’ny Tomponay.” Hiteny izy hoe : “Raha izany, dia andramo àry ny famaizana nohon'ny tsy finoanareo.”
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 32

Surah Al-Ahqaf Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary n'aiza n'aiza tsy hamaliana ny antson’ilay mpitory tenin’I Allah,…

Surah Andininy 32/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers