Qafy · 30/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
يَوْمَ نَقُولُ لِجَهَنَّمَ هَلِ امْتَلَأْتِ وَتَقُولُ هَلْ مِن مَّزِيدٍ ۝٣٠
Yawma naqoolu li`jahannama halim talaati wa taqoolu hal mim mazeed
📖 Dikany Malagasy
Amin’ny andro hilazanay amin’ny afobe hoe : “Feno va ianao ?”.Dia hamaly izy hoe : “ Mbola misy ihany va ?".

🎧 Henoy


📜 Andininy 28-32 — Surah Qafy

28قَالَ لَا تَخْتَصِمُوا لَدَيَّ وَقَدْ قَدَّمْتُ إِلَيْكُم بِالْوَعِيدِ
Ary hiteny Izy hoe: “Aza mifamaly eto anatrehako ianareo ! Satria efa nanome fampitandremana anareo Aho."
29مَا يُبَدَّلُ الْقَوْلُ لَدَيَّ وَمَا أَنَا بِظَلَّامٍ لِّلْعَبِيدِ
Tsy miova ny teny avy Amiko, ary tsy manao tsindry hazo lena amin’ireo mpanompo mihitsy Aho.
30يَوْمَ نَقُولُ لِجَهَنَّمَ هَلِ امْتَلَأْتِ وَتَقُولُ هَلْ مِن مَّزِيدٍ
Amin’ny andro hilazanay amin’ny afobe hoe : “Feno va ianao ?”.Dia hamaly izy hoe : “ Mbola misy ihany va ?".
31وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ غَيْرَ بَعِيدٍ
Hampanatonina akaikin’ireo vonto-pinoana ny Paradisa.
32هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِكُلِّ أَوَّابٍ حَفِيظٍ
“Indro ilay nampanantenana anareo, ho an’izay rehetra feno fanenenana sy mitandrina,"
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Qafy 30

Surah Qafy Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’ny andro hilazanay amin’ny afobe hoe : “Feno va ianao…

Surah Andininy 30/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers