At-Toury · 36/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
أَمْ خَلَقُوا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ ۚ بَل لَّا يُوقِنُونَ ۝٣٦
Am khalaqus samaawaati wal ard; bal laa yooqinoon
📖 Dikany Malagasy
Sa nahary ny lanitra sy ny tany va izy ireo ? Nefa toa tsy mino mihitsy izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 34-38 — Surah At-Toury

34فَلْيَأْتُوا بِحَدِيثٍ مِّثْلِهِ إِن كَانُوا صَادِقِينَ
Raha izany, aoka izy ireo hamorona lahateny mitovy aminy (koroany), raha mpilaza ny marina tokoa izy ireo.
35أَمْ خُلِقُوا مِنْ غَيْرِ شَيْءٍ أَمْ هُمُ الْخَالِقُونَ
Nohariana avy amin’ny tsy misy va izy ireo, sa izy ireo no mpahary ?
36أَمْ خَلَقُوا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ ۚ بَل لَّا يُوقِنُونَ
Sa nahary ny lanitra sy ny tany va izy ireo ? Nefa toa tsy mino mihitsy izy ireo.
37أَمْ عِندَهُمْ خَزَائِنُ رَبِّكَ أَمْ هُمُ الْمُصَيْطِرُونَ
Manana ireo tahiry sarobidin’ny Tomponao va izy ireo ? Sa izy ireo no tompo tsy refesi-mandidy ?
38أَمْ لَهُمْ سُلَّمٌ يَسْتَمِعُونَ فِيهِ ۖ فَلْيَأْتِ مُسْتَمِعُهُم بِسُلْطَانٍ مُّبِينٍ
Manana tohatra enti-mihaino va izy ireo ? Koa aoka izay nihaino tamin’izy ireo hitondra porofo mazava !
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — At-Toury 36

Surah At-Toury Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa nahary ny lanitra sy ny tany va izy ireo…

Surah Andininy 36/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers