An-Najm · 23/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ ٢٣
Transliteration
In hiya illaaa asmaaa`un sammaitumoohaaa antum wa aabaaa`ukum maaa anzalal laahu bihaa min sultaan; inyyattabi`oona illaz zanna wa maa tahwal anfusu wa laqad jaaa`ahum mir Rabbihimul hudaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 21-25 — Surah An-Najm
21أَلَكُمُ الذَّكَرُ وَلَهُ الْأُنثَىٰ
Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny zazavavy ?
22تِلْكَ إِذًا قِسْمَةٌ ضِيزَىٰ
Tena fizarana vilana kosa izany !
23إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
24أَمْ لِلْإِنسَانِ مَا تَمَنَّىٰ
Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.
25فَلِلَّهِ الْآخِرَةُ وَالْأُولَىٰ
An’I Allah ny fiainana any ankoatra, sy ny fiainana eto an-tany.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
23Andininy
Fandikana — An-Najm 23
Surah An-Najm Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy…Surah Andininy 23/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 8, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








