An-Najm · 22/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
تِلْكَ إِذًا قِسْمَةٌ ضِيزَىٰ ۝٢٢
Tilka izan qismatun deezaa
📖 Dikany Malagasy
Tena fizarana vilana kosa izany !

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah An-Najm

20وَمَنَاةَ الثَّالِثَةَ الْأُخْرَىٰ
Ary koa i Manat, ilay sampy fahatelo hafa ?
21أَلَكُمُ الذَّكَرُ وَلَهُ الْأُنثَىٰ
Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny zazavavy ?
22تِلْكَ إِذًا قِسْمَةٌ ضِيزَىٰ
Tena fizarana vilana kosa izany !
23إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
24أَمْ لِلْإِنسَانِ مَا تَمَنَّىٰ
Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — An-Najm 22

Surah An-Najm Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena fizarana vilana kosa izany !

Surah Andininy 22/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers