An-Najm · 36/62
Fandikana Fanononana — An-Najm
أَمْ لَمْ يُنَبَّأْ بِمَا فِي صُحُفِ مُوسَىٰ ۝٣٦
Am lam yunabbaa bimaa fee suhuhfi Moosa
📖 Dikany Malagasy
Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 34-38 — An-Najm

34وَأَعْطَىٰ قَلِيلًا وَأَكْدَىٰ
Nanome kely, avy eo, nitsahatra tsy nanome ?
35أَعِندَهُ عِلْمُ الْغَيْبِ فَهُوَ يَرَىٰ
Manana fahalalana ny zava-miafina va izy ka hitany ?
36أَمْ لَمْ يُنَبَّأْ بِمَا فِي صُحُفِ مُوسَىٰ
Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.
37وَإِبْرَاهِيمَ الَّذِي وَفَّىٰ
Sy ny an’i Abrahama izay nitazona tanteraka ?
38أَلَّا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ
Fa tsy hisy hizaka ny enta-mavesatry ny hafa,
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — An-Najm 36

Surah An-Najm Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.

Surah Andininy 36/62 — An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Najm Henoy, An-Najm Fandikana, An-Najm mp3, An-Najm pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers