An-Najm · 35/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَعِندَهُ عِلْمُ الْغَيْبِ فَهُوَ يَرَىٰ ۝٣٥
A`indahoo `ilmul ghaibi fahuwa yaraa
📖 Dikany Malagasy
Manana fahalalana ny zava-miafina va izy ka hitany ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 33-37 — Surah An-Najm

33أَفَرَأَيْتَ الَّذِي تَوَلَّىٰ
Hitanao va ilay nanome lamosina ?
34وَأَعْطَىٰ قَلِيلًا وَأَكْدَىٰ
Nanome kely, avy eo, nitsahatra tsy nanome ?
35أَعِندَهُ عِلْمُ الْغَيْبِ فَهُوَ يَرَىٰ
Manana fahalalana ny zava-miafina va izy ka hitany ?
36أَمْ لَمْ يُنَبَّأْ بِمَا فِي صُحُفِ مُوسَىٰ
Tsy nambara taminy va izay tao anatin’ny takelak’i Mosesy.
37وَإِبْرَاهِيمَ الَّذِي وَفَّىٰ
Sy ny an’i Abrahama izay nitazona tanteraka ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — An-Najm 35

Surah An-Najm Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manana fahalalana ny zava-miafina va izy ka hitany ?

Surah Andininy 35/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers