Al-Qamar · 46/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
بَلِ السَّاعَةُ مَوْعِدُهُمْ وَالسَّاعَةُ أَدْهَىٰ وَأَمَرُّ ۝٤٦
Balis Saa`atu maw`iduhum was Saa`atu adhaa wa amarr
📖 Dikany Malagasy
Fa ny Ora no hifamotoanan’izy ireo ka hahatsiravina tokoa ilay Orano sady hangidy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 44-48 — Al-Qamar

44أَمْ يَقُولُونَ نَحْنُ جَمِيعٌ مُّنتَصِرٌ
Na hilaza izy ireo hoe : “Andehahitambatra isika, ary handresy.”
45سَيُهْزَمُ الْجَمْعُ وَيُوَلُّونَ الدُّبُرَ
Ho rava tsy ho ela ny fitambaran’izy ireo, ka samy handositra.
46بَلِ السَّاعَةُ مَوْعِدُهُمْ وَالسَّاعَةُ أَدْهَىٰ وَأَمَرُّ
Fa ny Ora no hifamotoanan’izy ireo ka hahatsiravina tokoa ilay Orano sady hangidy.
47إِنَّ الْمُجْرِمِينَ فِي ضَلَالٍ وَسُعُرٍ
Anatin’ny fahaverezana sy ny hadalana tokoa ireo mpanao ratsy.
48يَوْمَ يُسْحَبُونَ فِي النَّارِ عَلَىٰ وُجُوهِهِمْ ذُوقُوا مَسَّ سَقَرَ
Ny andro hitaritarihana azy ireo amin’ny tarehiny ao amin’ny afo (dia ho lazaina aminy hoe) : “Andramo ny fikasihana ny afobe.”
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Al-Qamar 46

Surah Al-Qamar Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ny Ora no hifamotoanan’izy ireo ka hahatsiravina tokoa ilay…

Surah Andininy 46/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers