Al-Waqi'ah · 46/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَكَانُوا يُصِرُّونَ عَلَى الْحِنثِ الْعَظِيمِ ۝٤٦
Wa kaanoo yusirroona `alal hinsil `azeem
📖 Dikany Malagasy
Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-48 — Surah Al-Waqi'ah

44لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.
45إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.
46وَكَانُوا يُصِرُّونَ عَلَى الْحِنثِ الْعَظِيمِ
Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).
47وَكَانُوا يَقُولُونَ أَئِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا وَعِظَامًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ
Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka sy taolana izahay dia mbola ho hatsangana va ?"
48أَوَآبَاؤُنَا الْأَوَّلُونَ
Na koa ireo razambenay taloha ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 46

Surah Al-Waqi'ah Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).

Surah Andininy 46/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers