Al-Waqi'ah · 47/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
وَكَانُوا يَقُولُونَ أَئِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا وَعِظَامًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ ۝٤٧
Wa kaanoo yaqooloona a`izaa mitnaa wa kunnaa turaabanw wa izaaman`ainnaa lamab`oosoon
📖 Dikany Malagasy
Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka sy taolana izahay dia mbola ho hatsangana va ?"
🎧 Henoy

📜 Andininy 45-49 — Al-Waqi'ah

45إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.
46وَكَانُوا يُصِرُّونَ عَلَى الْحِنثِ الْعَظِيمِ
Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).
47وَكَانُوا يَقُولُونَ أَئِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا وَعِظَامًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ
Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka sy taolana izahay dia mbola ho hatsangana va ?"
48أَوَآبَاؤُنَا الْأَوَّلُونَ
Na koa ireo razambenay taloha ?
49قُلْ إِنَّ الْأَوَّلِينَ وَالْآخِرِينَ
Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy ireo farany"
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 47

Surah Al-Waqi'ah Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka…

Surah Andininy 47/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers