Al-Waqi'ah · 59/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ ۝٥٩
A-antum takhluqoo nahooo am nahnul khaaliqoon
📖 Dikany Malagasy
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 57-61 — Surah Al-Waqi'ah

57نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?
58أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
59أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?
60نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.
61عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
59Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 59

Surah Al-Waqi'ah Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?

Surah Andininy 59/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers