Al-Waqi'ah · 60/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ ۝٦٠
Nahnu qaddarnaa baina kumul mawta wa maa nahnu bimasbooqeen
📖 Dikany Malagasy
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 58-62 — Surah Al-Waqi'ah

58أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
59أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?
60نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.
61عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.
62وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
60Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 60

Surah Al-Waqi'ah Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana…

Surah Andininy 60/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers