Al-Waqi'ah · 58/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ ۝٥٨
Afara`aytum maa tumnoon
📖 Dikany Malagasy
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 56-60 — Al-Waqi'ah

56هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.
57نَحْنُ خَلَقْنَاكُمْ فَلَوْلَا تُصَدِّقُونَ
Izahay no Nahary anareo. Koa nahoana àry no tsy hino ianareo ?
58أَفَرَأَيْتُم مَّا تُمْنُونَ
Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.
59أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?
60نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 58

Surah Al-Waqi'ah Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitanareo va ny tsirin'aina avoakanareo.

Surah Andininy 58/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers