Al-Waqi'ah · 61/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ ۝٦١
Alaaa an nubaddila amsaalakum wa nunshi`akum fee maa laa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 59-63 — Surah Al-Waqi'ah

59أَأَنتُمْ تَخْلُقُونَهُ أَمْ نَحْنُ الْخَالِقُونَ
Ianareo va no nanamboatra azy, sa Izahay no Mpahary ?
60نَحْنُ قَدَّرْنَا بَيْنَكُمُ الْمَوْتَ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Efa noferanay ny fahafatesana eo aminareo ka tsy ho voasakana mihitsy izahay.
61عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ أَمْثَالَكُمْ وَنُنشِئَكُمْ فِي مَا لَا تَعْلَمُونَ
Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay tsy fantatrareo.
62وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ النَّشْأَةَ الْأُولَىٰ فَلَوْلَا تَذَكَّرُونَ
Nahafantatra ny famoronana voalohany ianareo. Ka moa tsy tsaroanareo va izany ?
63أَفَرَأَيْتُم مَّا تَحْرُثُونَ
Mba hitanareo va ny asa-tany izay ataonareo ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
61Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 61

Surah Al-Waqi'ah Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hanolo anareo amin’izay mitovy aminareo ary hamelona anareo indray amin’izay…

Surah Andininy 61/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers