Al-Waqi'ah · 82/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَتَجْعَلُونَ رِزْقَكُمْ أَنَّكُمْ تُكَذِّبُونَ ۝٨٢
Wa taj`aloona rizqakum annakum tukazziboon
📖 Dikany Malagasy
Fomba hankasitrahanareo ny anjaram-pahasoavanareo ny filazanareo ny Koroany ho lainga ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 80-84 — Surah Al-Waqi'ah

80تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
81أَفَبِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَنتُم مُّدْهِنُونَ
Moa izany lahateny izany va no lazainareo ho lainga ?
82وَتَجْعَلُونَ رِزْقَكُمْ أَنَّكُمْ تُكَذِّبُونَ
Fomba hankasitrahanareo ny anjaram-pahasoavanareo ny filazanareo ny Koroany ho lainga ?
83فَلَوْلَا إِذَا بَلَغَتِ الْحُلْقُومَ
Rehefa miakatra eo an-tenda ny aina.
84وَأَنتُمْ حِينَئِذٍ تَنظُرُونَ
Ary mijery ianareo amin’izany fotoana izany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 82

Surah Al-Waqi'ah Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fomba hankasitrahanareo ny anjaram-pahasoavanareo ny filazanareo ny Koroany ho lainga…

Surah Andininy 82/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers