Al-Waqi'ah · 83/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
فَلَوْلَا إِذَا بَلَغَتِ الْحُلْقُومَ ۝٨٣
Falaw laaa izaa balaghatil hulqoom
📖 Dikany Malagasy
Rehefa miakatra eo an-tenda ny aina.
🎧 Henoy

📜 Andininy 81-85 — Al-Waqi'ah

81أَفَبِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَنتُم مُّدْهِنُونَ
Moa izany lahateny izany va no lazainareo ho lainga ?
82وَتَجْعَلُونَ رِزْقَكُمْ أَنَّكُمْ تُكَذِّبُونَ
Fomba hankasitrahanareo ny anjaram-pahasoavanareo ny filazanareo ny Koroany ho lainga ?
83فَلَوْلَا إِذَا بَلَغَتِ الْحُلْقُومَ
Rehefa miakatra eo an-tenda ny aina.
84وَأَنتُمْ حِينَئِذٍ تَنظُرُونَ
Ary mijery ianareo amin’izany fotoana izany.
85وَنَحْنُ أَقْرَبُ إِلَيْهِ مِنكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُبْصِرُونَ
Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy hitanareo mihitsy.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
83Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 83

Surah Al-Waqi'ah Andininy 83 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa miakatra eo an-tenda ny aina.

Surah Andininy 83/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 81–85. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers