Al-An'am · 116/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَإِن تُطِعْ أَكْثَرَ مَن فِي الْأَرْضِ يُضِلُّوكَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَخْرُصُونَ ١١٦
Transliteration
Wa in tuti` aksara man fil ardi yudillooka `an sabeelil laah; iny yattabi`oona illaz zanna wa in hum illaa yakhrusoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia hamery anao amin’ny làlan’i Allah izy ireo. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheveran'izy ireo ary tsy manao afa-tsy ny mamoron-dainga.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 114-118 — Al-An'am
114أَفَغَيْرَ اللَّهِ أَبْتَغِي حَكَمًا وَهُوَ الَّذِي أَنزَلَ إِلَيْكُمُ الْكِتَابَ مُفَصَّلًا ۚ وَالَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَعْلَمُونَ أَنَّهُ مُنَزَّلٌ مِّن رَّبِّكَ بِالْحَقِّ ۖ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُمْتَرِينَ
Moa hitady Mpitsara ankoatr’I Allah ve aho, nefa Izy no nampidina taminareo ny Boky izay voazava amin’ny antsipiriany ? Ary ireo izay nomenay ny Boky dia mahalala tsara fa tena nampidinina avy amin’ny Tomponao miaraka amin’ny fahamarinana izany. Ka aoka àry ianareo tsy ho anisan’ireo mpiahiahy.
115وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ صِدْقًا وَعَدْلًا ۚ لَّا مُبَدِّلَ لِكَلِمَاتِهِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary Tanteraka amim-pahamarinana sy ara-drariny ny Tenin’ny Tomponao. Ary tsy misy afaka manova ireo Teniny. Ary Izy Ilay Maheno sy Ilay Tena Mahalala.
116وَإِن تُطِعْ أَكْثَرَ مَن فِي الْأَرْضِ يُضِلُّوكَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَخْرُصُونَ
ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia hamery anao amin’ny làlan’i Allah izy ireo. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheveran'izy ireo ary tsy manao afa-tsy ny mamoron-dainga.
117إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ مَن يَضِلُّ عَن سَبِيلِهِ ۖ وَهُوَ أَعْلَمُ بِالْمُهْتَدِينَ
Tena marina fa ny Tomponao no Mahalala izay miala amin’ny lalany, ary Izy ihany koa no Mahalala ireo izay voatari-dalana.
118فَكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ إِن كُنتُم بِآيَاتِهِ مُؤْمِنِينَ
Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa ka mpino ireo fanambarany ianareo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
116Andininy
Fandikana — Al-An'am 116
Surah Al-An'am Andininy 116 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia…Surah Andininy 116/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 114–118. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








