Al-An'am · 115/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ صِدْقًا وَعَدْلًا ۚ لَّا مُبَدِّلَ لِكَلِمَاتِهِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ ۝١١٥
Wa tammat Kalimatu Rabbika sidqanw wa `adlaa; laa mubaddila li Kalimaatih; wa Huwas Samee`ul `Aleem
📖 Dikany Malagasy
Ary Tanteraka amim-pahamarinana sy ara-drariny ny Tenin’ny Tomponao. Ary tsy misy afaka manova ireo Teniny. Ary Izy Ilay Maheno sy Ilay Tena Mahalala.

🎧 Henoy


📜 Andininy 113-117 — Al-An'am

113وَلِتَصْغَىٰ إِلَيْهِ أَفْئِدَةُ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ وَلِيَرْضَوْهُ وَلِيَقْتَرِفُوا مَا هُم مُّقْتَرِفُونَ
Ary mba hampirona ny fon’ireo izay tsy mino ny fisian’ny any ankoatra sy mba ahafa-po azy ireo izany, ary mba hanatanterahan’izy ireo ny heloka izay efa mahazatra azy ireo ny manatanteraka izany.
114أَفَغَيْرَ اللَّهِ أَبْتَغِي حَكَمًا وَهُوَ الَّذِي أَنزَلَ إِلَيْكُمُ الْكِتَابَ مُفَصَّلًا ۚ وَالَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَعْلَمُونَ أَنَّهُ مُنَزَّلٌ مِّن رَّبِّكَ بِالْحَقِّ ۖ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُمْتَرِينَ
Moa hitady Mpitsara ankoatr’I Allah ve aho, nefa Izy no nampidina taminareo ny Boky izay voazava amin’ny antsipiriany ? Ary ireo izay nomenay ny Boky dia mahalala tsara fa tena nampidinina avy amin’ny Tomponao miaraka amin’ny fahamarinana izany. Ka aoka àry ianareo tsy ho anisan’ireo mpiahiahy.
115وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ صِدْقًا وَعَدْلًا ۚ لَّا مُبَدِّلَ لِكَلِمَاتِهِ ۚ وَهُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary Tanteraka amim-pahamarinana sy ara-drariny ny Tenin’ny Tomponao. Ary tsy misy afaka manova ireo Teniny. Ary Izy Ilay Maheno sy Ilay Tena Mahalala.
116وَإِن تُطِعْ أَكْثَرَ مَن فِي الْأَرْضِ يُضِلُّوكَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَخْرُصُونَ
ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia hamery anao amin’ny làlan’i Allah izy ireo. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheveran'izy ireo ary tsy manao afa-tsy ny mamoron-dainga.
117إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ مَن يَضِلُّ عَن سَبِيلِهِ ۖ وَهُوَ أَعْلَمُ بِالْمُهْتَدِينَ
Tena marina fa ny Tomponao no Mahalala izay miala amin’ny lalany, ary Izy ihany koa no Mahalala ireo izay voatari-dalana.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
115Andininy

Fandikana — Al-An'am 115

Surah Al-An'am Andininy 115 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Tanteraka amim-pahamarinana sy ara-drariny ny Tenin’ny Tomponao. Ary tsy…

Surah Andininy 115/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 113–117. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers