Al-An'am · 17/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَإِن يَمْسَسْكَ اللَّهُ بِضُرٍّ فَلَا كَاشِفَ لَهُ إِلَّا هُوَ ۖ وَإِن يَمْسَسْكَ بِخَيْرٍ فَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ ۝١٧
Wa iny-yamsaskal laahu bidurrin falaaa kaashifa lahoo illaa Huwa wa iny-yamsaska bikhairin fa Huwa `alaa kulli shai`in Qadeer
📖 Dikany Malagasy
Raha raha mandefa fahoriana aminao Allah, dia tsy misy afaka manala izany afa-tsy Izy ihany, ary raha mandefa fahasoavana aminao Izy dia Izy no tena Mahefa ny zava-drehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 15-19 — Al-An'am

15قُلْ إِنِّي أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّي عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Teneno hoe : “Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe".
16مَّن يُصْرَفْ عَنْهُ يَوْمَئِذٍ فَقَدْ رَحِمَهُ ۚ وَذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْمُبِينُ
Fa ny olona avotra amin'izany andro izany,dia efa nahazo ny famindram-pony.Ary izany no tena fahombiazana lehibe .
17وَإِن يَمْسَسْكَ اللَّهُ بِضُرٍّ فَلَا كَاشِفَ لَهُ إِلَّا هُوَ ۖ وَإِن يَمْسَسْكَ بِخَيْرٍ فَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Raha raha mandefa fahoriana aminao Allah, dia tsy misy afaka manala izany afa-tsy Izy ihany, ary raha mandefa fahasoavana aminao Izy dia Izy no tena Mahefa ny zava-drehetra.
18وَهُوَ الْقَاهِرُ فَوْقَ عِبَادِهِ ۚ وَهُوَ الْحَكِيمُ الْخَبِيرُ
Izy no Hery Mpifefy faratampony ireo mpanompony. Ary Izy Ilay be Fahendrena sy tena Mahalala ny zava-drehetra.
19قُلْ أَيُّ شَيْءٍ أَكْبَرُ شَهَادَةً ۖ قُلِ اللَّهُ ۖ شَهِيدٌ بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ ۚ وَأُوحِيَ إِلَيَّ هَٰذَا الْقُرْآنُ لِأُنذِرَكُم بِهِ وَمَن بَلَغَ ۚ أَئِنَّكُمْ لَتَشْهَدُونَ أَنَّ مَعَ اللَّهِ آلِهَةً أُخْرَىٰ ۚ قُل لَّا أَشْهَدُ ۚ قُلْ إِنَّمَا هُوَ إِلَٰهٌ وَاحِدٌ وَإِنَّنِي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Teneno hoe : “Inona no zava-dehibe indrindra amin’ny fijoroana vavolombelona?” Teneno hoe : “Allah dia vavolombelona manoloana ahy sy ianareo. Nalefa amiko ity Koro’any ity mba hampitandremako anareo sy izay rehetra hahatongavany". Moa va ianareo dia sahy mijoro vavolombelona fa misy tompo hafa miaraka amin'i Allah? Valio hoe :"Izaho kosa dia tsy sahy mijoro vavolombelona", Lazao hoe : "Tsy misy afa tsy Allah tokana ihany. Ary izaho dia mandà izay atambatrareo Aminy".
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-An'am 17

Surah Al-An'am Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha raha mandefa fahoriana aminao Allah, dia tsy misy afaka…

Surah Andininy 17/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers