Al-An'am · 16/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
مَّن يُصْرَفْ عَنْهُ يَوْمَئِذٍ فَقَدْ رَحِمَهُ ۚ وَذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْمُبِينُ ۝١٦
Mai yusraf `anhu Yawma`izin faqad rahimah; wa zaalikal fawzul mubeen
📖 Dikany Malagasy
Fa ny olona avotra amin'izany andro izany,dia efa nahazo ny famindram-pony.Ary izany no tena fahombiazana lehibe .
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-An'am

14قُلْ أَغَيْرَ اللَّهِ أَتَّخِذُ وَلِيًّا فَاطِرِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَهُوَ يُطْعِمُ وَلَا يُطْعَمُ ۗ قُلْ إِنِّي أُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَسْلَمَ ۖ وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : “Ankoatr’I Allah ve no ataoko Mpiahy, Ilay Mpahary ireo lanitra sy ny tany, ary Izy no mampihinana fa tsy ampihinanina ?” Teneno hoe : “Tena marina fa nodidiana aho mba ho voalohany manetry tena”. Ary aoka ianao mba tsy ho anisan’ireo mpampitambatra an'I Allah amin’ny zavatra hafa.
15قُلْ إِنِّي أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّي عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Teneno hoe : “Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe".
16مَّن يُصْرَفْ عَنْهُ يَوْمَئِذٍ فَقَدْ رَحِمَهُ ۚ وَذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْمُبِينُ
Fa ny olona avotra amin'izany andro izany,dia efa nahazo ny famindram-pony.Ary izany no tena fahombiazana lehibe .
17وَإِن يَمْسَسْكَ اللَّهُ بِضُرٍّ فَلَا كَاشِفَ لَهُ إِلَّا هُوَ ۖ وَإِن يَمْسَسْكَ بِخَيْرٍ فَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Raha raha mandefa fahoriana aminao Allah, dia tsy misy afaka manala izany afa-tsy Izy ihany, ary raha mandefa fahasoavana aminao Izy dia Izy no tena Mahefa ny zava-drehetra.
18وَهُوَ الْقَاهِرُ فَوْقَ عِبَادِهِ ۚ وَهُوَ الْحَكِيمُ الْخَبِيرُ
Izy no Hery Mpifefy faratampony ireo mpanompony. Ary Izy Ilay be Fahendrena sy tena Mahalala ny zava-drehetra.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-An'am 16

Surah Al-An'am Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ny olona avotra amin'izany andro izany,dia efa nahazo ny…

Surah Andininy 16/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers