Al-An'am · 66/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَكَذَّبَ بِهِ قَوْمُكَ وَهُوَ الْحَقُّ ۚ قُل لَّسْتُ عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ ۝٦٦
Wa kaz zaba bihee qawmuka wa huwal haqq; qul lastu`alaikum biwakeel
📖 Dikany Malagasy
Ary nilaza ny vahoakanao fa lainga izany, nefa izany no marina. Teneno hoe : “Tsy mpiantoka anareo amin’izany aho”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 64-68 — Al-An'am

64قُلِ اللَّهُ يُنَجِّيكُم مِّنْهَا وَمِن كُلِّ كَرْبٍ ثُمَّ أَنتُمْ تُشْرِكُونَ
Teneno hoe : “Allah no hanavotra anareo amin’izany sy amin’ny tebiteby rehetra. Nefa, mbola manankambana Azy amin’ny zavatra hafa ihany ianareo.
65قُلْ هُوَ الْقَادِرُ عَلَىٰ أَن يَبْعَثَ عَلَيْكُمْ عَذَابًا مِّن فَوْقِكُمْ أَوْ مِن تَحْتِ أَرْجُلِكُمْ أَوْ يَلْبِسَكُمْ شِيَعًا وَيُذِيقَ بَعْضَكُم بَأْسَ بَعْضٍ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لَعَلَّهُمْ يَفْقَهُونَ
Teneno hoe : “Izy no manam-pahefana handefa famaizana aminareo, na eo amboninareo na avy ao ambany tongotrareo, na koa hampisy fizarazarana eo aminareo ka hifanditra sy hampanandrana ny sasany aminareo ny hafanam-pon'ny hafa”. Jereo ahoana ny famakafakanay ireo fanambarana, angamba ho azon’izy ireo izany.
66وَكَذَّبَ بِهِ قَوْمُكَ وَهُوَ الْحَقُّ ۚ قُل لَّسْتُ عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ
Ary nilaza ny vahoakanao fa lainga izany, nefa izany no marina. Teneno hoe : “Tsy mpiantoka anareo amin’izany aho”.
67لِّكُلِّ نَبَإٍ مُّسْتَقَرٌّ ۚ وَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Ny vaovao tsirairay dia tsy maintsy ho tonga amin’ny fotoanany sy amin’ny toerany avy ary ho fantatrareo tsy ho ela izany.
68وَإِذَا رَأَيْتَ الَّذِينَ يَخُوضُونَ فِي آيَاتِنَا فَأَعْرِضْ عَنْهُمْ حَتَّىٰ يَخُوضُوا فِي حَدِيثٍ غَيْرِهِ ۚ وَإِمَّا يُنسِيَنَّكَ الشَّيْطَانُ فَلَا تَقْعُدْ بَعْدَ الذِّكْرَىٰ مَعَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ary raha mahita ireo izay mitsikera amin’ny ady hevitra momba ireo fanambaranay ianao, dia aoka hanalavitra azy ireo Ianao, mandra-pirotsahany amin’ny resaka hafa. Ary raha mampanadino anao i Satana dia aoka ianao tsy hipetraka miaraka amin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny aorian’ny fahatsiarovana.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
66Andininy

Fandikana — Al-An'am 66

Surah Al-An'am Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nilaza ny vahoakanao fa lainga izany, nefa izany no…

Surah Andininy 66/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers