Al-An'am · 67/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
لِّكُلِّ نَبَإٍ مُّسْتَقَرٌّ ۚ وَسَوْفَ تَعْلَمُونَ ۝٦٧
Likulli naba im mustaqar runw wa sawfa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Ny vaovao tsirairay dia tsy maintsy ho tonga amin’ny fotoanany sy amin’ny toerany avy ary ho fantatrareo tsy ho ela izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 65-69 — Al-An'am

65قُلْ هُوَ الْقَادِرُ عَلَىٰ أَن يَبْعَثَ عَلَيْكُمْ عَذَابًا مِّن فَوْقِكُمْ أَوْ مِن تَحْتِ أَرْجُلِكُمْ أَوْ يَلْبِسَكُمْ شِيَعًا وَيُذِيقَ بَعْضَكُم بَأْسَ بَعْضٍ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لَعَلَّهُمْ يَفْقَهُونَ
Teneno hoe : “Izy no manam-pahefana handefa famaizana aminareo, na eo amboninareo na avy ao ambany tongotrareo, na koa hampisy fizarazarana eo aminareo ka hifanditra sy hampanandrana ny sasany aminareo ny hafanam-pon'ny hafa”. Jereo ahoana ny famakafakanay ireo fanambarana, angamba ho azon’izy ireo izany.
66وَكَذَّبَ بِهِ قَوْمُكَ وَهُوَ الْحَقُّ ۚ قُل لَّسْتُ عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ
Ary nilaza ny vahoakanao fa lainga izany, nefa izany no marina. Teneno hoe : “Tsy mpiantoka anareo amin’izany aho”.
67لِّكُلِّ نَبَإٍ مُّسْتَقَرٌّ ۚ وَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Ny vaovao tsirairay dia tsy maintsy ho tonga amin’ny fotoanany sy amin’ny toerany avy ary ho fantatrareo tsy ho ela izany.
68وَإِذَا رَأَيْتَ الَّذِينَ يَخُوضُونَ فِي آيَاتِنَا فَأَعْرِضْ عَنْهُمْ حَتَّىٰ يَخُوضُوا فِي حَدِيثٍ غَيْرِهِ ۚ وَإِمَّا يُنسِيَنَّكَ الشَّيْطَانُ فَلَا تَقْعُدْ بَعْدَ الذِّكْرَىٰ مَعَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ary raha mahita ireo izay mitsikera amin’ny ady hevitra momba ireo fanambaranay ianao, dia aoka hanalavitra azy ireo Ianao, mandra-pirotsahany amin’ny resaka hafa. Ary raha mampanadino anao i Satana dia aoka ianao tsy hipetraka miaraka amin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny aorian’ny fahatsiarovana.
69وَمَا عَلَى الَّذِينَ يَتَّقُونَ مِنْ حِسَابِهِم مِّن شَيْءٍ وَلَٰكِن ذِكْرَىٰ لَعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Tsy anjaran’ireo izay manam-patahorana ny fitsarana azy ireo na dia kely aza. Fa ny fampahatsiahivana ihany. Angamba hanam-patahorana izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Al-An'am 67

Surah Al-An'am Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny vaovao tsirairay dia tsy maintsy ho tonga amin’ny fotoanany…

Surah Andininy 67/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers