Al-Haqqah · 15/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
فَيَوْمَئِذٍ وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ ۝١٥
Fa yawma`izinw waqa`atil waaqi`ah
📖 Dikany Malagasy
Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Haqqah

13فَإِذَا نُفِخَ فِي الصُّورِ نَفْخَةٌ وَاحِدَةٌ
Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.
14وَحُمِلَتِ الْأَرْضُ وَالْجِبَالُ فَدُكَّتَا دَكَّةً وَاحِدَةً
Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy ireo tendrombohitra.
15فَيَوْمَئِذٍ وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ
Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.
16وَانشَقَّتِ السَّمَاءُ فَهِيَ يَوْمَئِذٍ وَاهِيَةٌ
Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io andro io.
17وَالْمَلَكُ عَلَىٰ أَرْجَائِهَا ۚ وَيَحْمِلُ عَرْشَ رَبِّكَ فَوْقَهُمْ يَوْمَئِذٍ ثَمَانِيَةٌ
Ary eo andanin'izany ireo, anjely ny valo hilanja ny seza fiandrianan'ny Tomponao amin'io andro io.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 15

Surah Al-Haqqah Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.

Surah Andininy 15/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers