Al-Haqqah · 16/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
وَانشَقَّتِ السَّمَاءُ فَهِيَ يَوْمَئِذٍ وَاهِيَةٌ ۝١٦
Wanshaqqatis samaaa`u fahiya yawma `izinw-waahiyah
📖 Dikany Malagasy
Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io andro io.
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-Haqqah

14وَحُمِلَتِ الْأَرْضُ وَالْجِبَالُ فَدُكَّتَا دَكَّةً وَاحِدَةً
Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy ireo tendrombohitra.
15فَيَوْمَئِذٍ وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ
Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.
16وَانشَقَّتِ السَّمَاءُ فَهِيَ يَوْمَئِذٍ وَاهِيَةٌ
Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io andro io.
17وَالْمَلَكُ عَلَىٰ أَرْجَائِهَا ۚ وَيَحْمِلُ عَرْشَ رَبِّكَ فَوْقَهُمْ يَوْمَئِذٍ ثَمَانِيَةٌ
Ary eo andanin'izany ireo, anjely ny valo hilanja ny seza fiandrianan'ny Tomponao amin'io andro io.
18يَوْمَئِذٍ تُعْرَضُونَ لَا تَخْفَىٰ مِنكُمْ خَافِيَةٌ
Haseho ianareo amin'io andro io ; ary tsy hisy hiafina ny aminareo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 16

Surah Al-Haqqah Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io…

Surah Andininy 16/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers