Al-Haqqah · 14/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَحُمِلَتِ الْأَرْضُ وَالْجِبَالُ فَدُكَّتَا دَكَّةً وَاحِدَةً ۝١٤
Wa humilatil ardu wal jibaalu fadukkataa dakkatanw waahidah
📖 Dikany Malagasy
Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy ireo tendrombohitra.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 12-16 — Surah Al-Haqqah

12لِنَجْعَلَهَا لَكُمْ تَذْكِرَةً وَتَعِيَهَا أُذُنٌ وَاعِيَةٌ
Mba hataonay fampahatsiarovana ho anareo, ka ho voatahirin'ny sofina mahare tsara.
13فَإِذَا نُفِخَ فِي الصُّورِ نَفْخَةٌ وَاحِدَةٌ
Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.
14وَحُمِلَتِ الْأَرْضُ وَالْجِبَالُ فَدُكَّتَا دَكَّةً وَاحِدَةً
Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy ireo tendrombohitra.
15فَيَوْمَئِذٍ وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ
Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.
16وَانشَقَّتِ السَّمَاءُ فَهِيَ يَوْمَئِذٍ وَاهِيَةٌ
Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io andro io.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 14

Surah Al-Haqqah Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy…

Surah Andininy 14/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers