Al-Haqqah · 18/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
يَوْمَئِذٍ تُعْرَضُونَ لَا تَخْفَىٰ مِنكُمْ خَافِيَةٌ ۝١٨
Yawma`izin tu`radoona laa takhfaa min kum khaafiyah
📖 Dikany Malagasy
Haseho ianareo amin'io andro io ; ary tsy hisy hiafina ny aminareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Al-Haqqah

16وَانشَقَّتِ السَّمَاءُ فَهِيَ يَوْمَئِذٍ وَاهِيَةٌ
Ary hitriatra ny lanitra, sady ho mora rava izy amin'io andro io.
17وَالْمَلَكُ عَلَىٰ أَرْجَائِهَا ۚ وَيَحْمِلُ عَرْشَ رَبِّكَ فَوْقَهُمْ يَوْمَئِذٍ ثَمَانِيَةٌ
Ary eo andanin'izany ireo, anjely ny valo hilanja ny seza fiandrianan'ny Tomponao amin'io andro io.
18يَوْمَئِذٍ تُعْرَضُونَ لَا تَخْفَىٰ مِنكُمْ خَافِيَةٌ
Haseho ianareo amin'io andro io ; ary tsy hisy hiafina ny aminareo.
19فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ فَيَقُولُ هَاؤُمُ اقْرَءُوا كِتَابِيَهْ
Fa ilay nomena ny bokiny amin'ny tanany ankavanana kosa, dia hiteny hoe : "Jereo ! Vakinareo ny bokiko."
20إِنِّي ظَنَنتُ أَنِّي مُلَاقٍ حِسَابِيَهْ
Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 18

Surah Al-Haqqah Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Haseho ianareo amin'io andro io ; ary tsy hisy hiafina…

Surah Andininy 18/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers