Al-Haqqah · 44/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَلَوْ تَقَوَّلَ عَلَيْنَا بَعْضَ الْأَقَاوِيلِ ۝٤٤
Wa law taqawwala `alainaa ba`dal aqaaweel
📖 Dikany Malagasy
Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 42-46 — Surah Al-Haqqah

42وَلَا بِقَوْلِ كَاهِنٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Ary tsy tenin’ny mpisikidy; saingy zara raha mahatsiaro ianareo.
43تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.
44وَلَوْ تَقَوَّلَ عَلَيْنَا بَعْضَ الْأَقَاوِيلِ
Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.
45لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
46ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
44Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 44

Surah Al-Haqqah Andininy 44 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.

Surah Andininy 44/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 42–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers