Al-Haqqah · 43/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ ۝٤٣
Tanzeelum mir rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 41-45 — Surah Al-Haqqah

41وَمَا هُوَ بِقَوْلِ شَاعِرٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تُؤْمِنُونَ
Fa tsy tenin'ny mpanao tononkalo akory, saingy zara raha mino ianareo.
42وَلَا بِقَوْلِ كَاهِنٍ ۚ قَلِيلًا مَّا تَذَكَّرُونَ
Ary tsy tenin’ny mpisikidy; saingy zara raha mahatsiaro ianareo.
43تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.
44وَلَوْ تَقَوَّلَ عَلَيْنَا بَعْضَ الْأَقَاوِيلِ
Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.
45لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 43

Surah Al-Haqqah Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.

Surah Andininy 43/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers