Al-A'raf · 112/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ ١١٢
Transliteration
Yaatooka bikulli saahirin `aleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika rehetra tena mahay”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 110-114 — Al-A'raf
110يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُمْ ۖ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo Izy”. “Ka inona no hevitra omenareo ?”
111قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَأَرْسِلْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Ampiandraso Izy sy ny rahalahiny ,ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona".
112يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika rehetra tena mahay”.
113وَجَاءَ السَّحَرَةُ فِرْعَوْنَ قَالُوا إِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny hoe : “Moa ve hisy valisoa ho anay raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
114قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ لَمِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
112Andininy
Fandikana — Al-A'raf 112
Surah Al-A'raf Andininy 112 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika…Surah Andininy 112/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 110–114. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








