Al-A'raf · 113/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَجَاءَ السَّحَرَةُ فِرْعَوْنَ قَالُوا إِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ ۝١١٣
Wa jaaa`as saharatu Fir`awna qaaloo inna lanaa la ajjran in kunnaa nahnul ghaalibeen
📖 Dikany Malagasy
Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny hoe : “Moa ve hisy valisoa ho anay raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”

🎧 Henoy


📜 Andininy 111-115 — Surah Al-A'raf

111قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَأَرْسِلْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Ampiandraso Izy sy ny rahalahiny ,ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona".
112يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika rehetra tena mahay”.
113وَجَاءَ السَّحَرَةُ فِرْعَوْنَ قَالُوا إِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny hoe : “Moa ve hisy valisoa ho anay raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
114قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ لَمِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
115قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ نَحْنُ الْمُلْقِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Na ianao no hanipy na izahay no hanipy voalohany”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
113Andininy

Fandikana — Al-A'raf 113

Surah Al-A'raf Andininy 113 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny…

Surah Andininy 113/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 111–115. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers