Al-A'raf · 120/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ ۝١٢٠
Wa ulqiyas saharatu saajideen
📖 Dikany Malagasy
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.

🎧 Henoy


📜 Andininy 118-122 — Surah Al-A'raf

118فَوَقَعَ الْحَقُّ وَبَطَلَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ka dia tanteraka tokoa ny marina ary rava izay rehetra nataon’izy ireo.
119فَغُلِبُوا هُنَالِكَ وَانقَلَبُوا صَاغِرِينَ
Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.
120وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
121قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
122رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona .
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
120Andininy

Fandikana — Al-A'raf 120

Surah Al-A'raf Andininy 120 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.

Surah Andininy 120/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 118–122. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers