Al-A'raf · 119/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
فَغُلِبُوا هُنَالِكَ وَانقَلَبُوا صَاغِرِينَ ۝١١٩
Faghuliboo hunaalika wanqalaboo saaghireen
📖 Dikany Malagasy
Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 117-121 — Surah Al-A'raf

117۞ وَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنْ أَلْقِ عَصَاكَ ۖ فَإِذَا هِيَ تَلْقَفُ مَا يَأْفِكُونَ
Ary nandefasanay hafatra i Mosesy nanao hoe : “Atsipio ny tehinao”. Dia indro izany fa nitsaingoka izay rehetra noforonin’izy ireo.
118فَوَقَعَ الْحَقُّ وَبَطَلَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ka dia tanteraka tokoa ny marina ary rava izay rehetra nataon’izy ireo.
119فَغُلِبُوا هُنَالِكَ وَانقَلَبُوا صَاغِرِينَ
Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.
120وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
121قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
119Andininy

Fandikana — Al-A'raf 119

Surah Al-A'raf Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.

Surah Andininy 119/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers