Al-A'raf · 121/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ ۝١٢١
Qaaloo aamannaa bi Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
🎧 Henoy

📜 Andininy 119-123 — Al-A'raf

119فَغُلِبُوا هُنَالِكَ وَانقَلَبُوا صَاغِرِينَ
Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.
120وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
121قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
122رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona .
123قَالَ فِرْعَوْنُ آمَنتُم بِهِ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّ هَٰذَا لَمَكْرٌ مَّكَرْتُمُوهُ فِي الْمَدِينَةِ لِتُخْرِجُوا مِنْهَا أَهْلَهَا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Niteny i Faraona nanao hoe : “Mino Azy ve ianareo alohan’ny hanomezako alàlana anareo ? Marina fa izany dia tena tetika efa nomaninareo tany amin’ny tanàna mba hamoahanareo ny mponina ao aminy, ka ho fantatrareo tsara izany.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
121Andininy

Fandikana — Al-A'raf 121

Surah Al-A'raf Andininy 121 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo…

Surah Andininy 121/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 119–123. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers