Al-A'raf · 14/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ أَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ ۝١٤
Qaala anzirneee ilaa Yawmi yub`asoon
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Omeo fe-potoana aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo amin’ny maty”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 12-16 — Al-A'raf

12قَالَ مَا مَنَعَكَ أَلَّا تَسْجُدَ إِذْ أَمَرْتُكَ ۖ قَالَ أَنَا خَيْرٌ مِّنْهُ خَلَقْتَنِي مِن نَّارٍ وَخَلَقْتَهُ مِن طِينٍ
Niteny Izy nanao hoe : “Inona no nanakana anao tsy niankohoka rehefa nodidiako?” Niteny izy hoe : “Izaho dia tsara kokoa noho izy, noharianao tamin’ny afo aho ary izy kosa noharianao avy tamin’ny tany manga”.
13قَالَ فَاهْبِطْ مِنْهَا فَمَا يَكُونُ لَكَ أَن تَتَكَبَّرَ فِيهَا فَاخْرُجْ إِنَّكَ مِنَ الصَّاغِرِينَ
Niteny Izy (Allah) hoe : “Midìna avy ao ianao. Tsy zonao atao ny manambony tena ao, ka mivoaha haingana ianao, fa ianao dia anisan’ireo ahetry”.
14قَالَ أَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Omeo fe-potoana aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo amin’ny maty”.
15قَالَ إِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena fe-potoana”.
16قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-A'raf 14

Surah Al-A'raf Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Omeo fe-potoana aho mandra-pahatongan’ny…

Surah Andininy 14/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers