Al-A'raf · 15/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
قَالَ إِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ ۝١٥
Qaala innaka minal munzareen
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena fe-potoana”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-A'raf

13قَالَ فَاهْبِطْ مِنْهَا فَمَا يَكُونُ لَكَ أَن تَتَكَبَّرَ فِيهَا فَاخْرُجْ إِنَّكَ مِنَ الصَّاغِرِينَ
Niteny Izy (Allah) hoe : “Midìna avy ao ianao. Tsy zonao atao ny manambony tena ao, ka mivoaha haingana ianao, fa ianao dia anisan’ireo ahetry”.
14قَالَ أَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Omeo fe-potoana aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo amin’ny maty”.
15قَالَ إِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena fe-potoana”.
16قَالَ فَبِمَا أَغْوَيْتَنِي لَأَقْعُدَنَّ لَهُمْ صِرَاطَكَ الْمُسْتَقِيمَ
Niteny izy (Satana) nanao hoe : “Nohon'ny namerezanao ahy dia tena hipetraka amin’ny lala-mahitsinao aho mba hanakanako azy ireo.
17ثُمَّ لَآتِيَنَّهُم مِّن بَيْنِ أَيْدِيهِمْ وَمِنْ خَلْفِهِمْ وَعَنْ أَيْمَانِهِمْ وَعَن شَمَائِلِهِمْ ۖ وَلَا تَجِدُ أَكْثَرَهُمْ شَاكِرِينَ
Avy eo, dia tena ho tonga amin’izy ireo aho avy eo alohany, avy ao aoriany, avy eo ankavanany, avy eo ankaviany, ary tsy ho hitanao ho mpankasitraka ny ankamaroan’izy ireo”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-A'raf 15

Surah Al-A'raf Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Ianao dia anisan’ireo nomena…

Surah Andininy 15/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers