Al-A'raf · 25/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ فِيهَا تَحْيَوْنَ وَفِيهَا تَمُوتُونَ وَمِنْهَا تُخْرَجُونَ ٢٥
Transliteration
Qaala feehaa tahyawna wa feehaa tamootoona wa minhaa tukhrajoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Eny (ambonin’ny tany) no hiainanareo ary eny koa no hahafatesanareo, ary avy ao (anaty tany) no hamoahana anareo indray”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 23-27 — Al-A'raf
23قَالَا رَبَّنَا ظَلَمْنَا أَنفُسَنَا وَإِن لَّمْ تَغْفِرْ لَنَا وَتَرْحَمْنَا لَنَكُونَنَّ مِنَ الْخَاسِرِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Tomponay oh ! Nanao ny tsy rariny tamin’ny tenanay izahay, ka raha tsy mamela heloka sy mamindra fo aminay Ianao dia tena ho anisan’ireo maty antoka tokoa izahay”.
24قَالَ اهْبِطُوا بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ وَلَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُسْتَقَرٌّ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Midìna ianareo, ho mpifahavalo ianareo samy ianareo, hisy fonenana sy fahafinaretana ho anareo eny ambonin’ny tany mandritra ny fotoana voafetra”.
25قَالَ فِيهَا تَحْيَوْنَ وَفِيهَا تَمُوتُونَ وَمِنْهَا تُخْرَجُونَ
Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Eny (ambonin’ny tany) no hiainanareo ary eny koa no hahafatesanareo, ary avy ao (anaty tany) no hamoahana anareo indray”.
26يَا بَنِي آدَمَ قَدْ أَنزَلْنَا عَلَيْكُمْ لِبَاسًا يُوَارِي سَوْآتِكُمْ وَرِيشًا ۖ وَلِبَاسُ التَّقْوَىٰ ذَٰلِكَ خَيْرٌ ۚ ذَٰلِكَ مِنْ آيَاتِ اللَّهِ لَعَلَّهُمْ يَذَّكَّرُونَ
Oh ry taranak’i Adama ! Efa nampidina fitafiana taminareo izahay mba hanafenanareo ny fitanjahanareo sy mba ho haingo ho anareo, ary ny fitafian’ny fatahorana no tsara indrindra. Izany dia anisan’ireo famantaran’I Allah, angamba hahatsiaro tena izy ireo.
27يَا بَنِي آدَمَ لَا يَفْتِنَنَّكُمُ الشَّيْطَانُ كَمَا أَخْرَجَ أَبَوَيْكُم مِّنَ الْجَنَّةِ يَنزِعُ عَنْهُمَا لِبَاسَهُمَا لِيُرِيَهُمَا سَوْآتِهِمَا ۗ إِنَّهُ يَرَاكُمْ هُوَ وَقَبِيلُهُ مِنْ حَيْثُ لَا تَرَوْنَهُمْ ۗ إِنَّا جَعَلْنَا الشَّيَاطِينَ أَوْلِيَاءَ لِلَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ
Oh ry taranak’i Adama ! Aoka tsy hampiditra fakam-panahy aminareo i Satana tahaka ny namoahany ny ray aman-drenibenareo avy tao amin’ny paradisa, no sady nesoriny tamin’izy ireo ny fitafiany mba hampiharihariany amin’izy ireo ny fitanjahany. Tena mahita anareo izy sy ireo mpiray tsikombakomba aminany, nefa ianareo tsy mahita azy ireo. Marina fa Izy dia nanendry ireo Satana ho sakaizan’ireo izay tsy mino.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
25Andininy
Fandikana — Al-A'raf 25
Surah Al-A'raf Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (Allah) nanao hoe : “Eny (ambonin’ny tany) no…Surah Andininy 25/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








