Al-A'raf · 92/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۚ الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَانُوا هُمُ الْخَاسِرِينَ ۝٩٢
Allazeena kazzaboo Shu`aiban ka al alm yaghnaw feehaa; allazeena kazzaboo Shu`aiban kaanoo humul khaasireen
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïbo dia rava tahaka ny tsy niaina tao izy ireo. Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïb dia izy ireo no tena maty antoka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 90-94 — Al-A'raf

90وَقَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ لَئِنِ اتَّبَعْتُمْ شُعَيْبًا إِنَّكُمْ إِذًا لَّخَاسِرُونَ
Ary niteny ireo loholona izay tsy nino avy amin’ny vahoakany nanao hoe : “Raha manaraka an’i Sho’aïmbo ianareo dia tena maty antoka tokoa”.
91فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo izy ireo.
92الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۚ الَّذِينَ كَذَّبُوا شُعَيْبًا كَانُوا هُمُ الْخَاسِرِينَ
Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïbo dia rava tahaka ny tsy niaina tao izy ireo. Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïb dia izy ireo no tena maty antoka.
93فَتَوَلَّىٰ عَنْهُمْ وَقَالَ يَا قَوْمِ لَقَدْ أَبْلَغْتُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَنَصَحْتُ لَكُمْ ۖ فَكَيْفَ آسَىٰ عَلَىٰ قَوْمٍ كَافِرِينَ
Ary nitodi-damosina tamin’izy ireo Izy ka niteny nanao hoe : “O ry vahoakako ! Efa nampitako taminareo ireo hafatry ny Tompoko, ary efa nananatra anareo aho. Ahoana àry no alahelo izay manjo ireo vahoaka tsy mpino ?”.
94وَمَا أَرْسَلْنَا فِي قَرْيَةٍ مِّن نَّبِيٍّ إِلَّا أَخَذْنَا أَهْلَهَا بِالْبَأْسَاءِ وَالضَّرَّاءِ لَعَلَّهُمْ يَضَّرَّعُونَ
Ary mbola tsy nisy tanàna nandefasanay Mpaminany ka tsy noraisinay tamin’ny alàlan’ny fahoriana sy voina ireo mponina tao aminy. Angamba hanetry tena izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
92Andininy

Fandikana — Al-A'raf 92

Surah Al-A'raf Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay nilaza fa mpandainga i Sho’aïbo dia rava tahaka…

Surah Andininy 92/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers