Al-Muddaththir · 25/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
إِنْ هَٰذَا إِلَّا قَوْلُ الْبَشَرِ ۝٢٥
In haazaaa illaa qawlul bashar
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ity dia tenin'olombelona ihany .

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — Surah Al-Muddaththir

23ثُمَّ أَدْبَرَ وَاسْتَكْبَرَ
Ary nanome lamosina izy no sady nanambon'ny tena.
24فَقَالَ إِنْ هَٰذَا إِلَّا سِحْرٌ يُؤْثَرُ
ka hoy izy : "Majika nolovaina ity"
25إِنْ هَٰذَا إِلَّا قَوْلُ الْبَشَرِ
Tena marina fa ity dia tenin'olombelona ihany .
26سَأُصْلِيهِ سَقَرَ
Hodorako ao anaty afo mahamay izy.
27وَمَا أَدْرَاكَ مَا سَقَرُ
Fa iza no hilaza aminao ny atao hoe saqar ?
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 25

Surah Al-Muddaththir Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ity dia tenin'olombelona ihany .

Surah Andininy 25/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers